Tetsy sy teroa (ilay toe-tsaina III)

Kaozy ve ?

Ny vain-drahalahy tsy maharary !
Raha maty aho, matesa rahavana –  fa raha maty rahavana, matesa ny kisoa :

Toe-javatra sadasa sy maramara ary toe-tsaina tokony ialàna ireo fomba fiteny ireo.
Jereo tokoa ange fa raha misy mahazo ny mpifanolo-bodi-rindrina amin’ny sasany dia tsy miraika akory izy, na manontany  na mba manampy azy ireny.
Misy olon-dratsy tafiditra izao ao amin’ny tanàna : mandroba sy mamaky trano. Miantso vonjeo ilay tra-boina, kanefa dia manamafy ny hidin-tranony ny maro mba tsy hipitihan’ny ràny, hoy izy ireny, eny fa hatramin’ny tompon’andraikitra eo amin’ilay tanàna aza dia nifindran’izany toe-tsaina lomorina izany.Saingy rehefa izy ireny anefa no voa dia mipenipenina mihintsy, ary tairina sy baikoana avokoa ny vatan-dehilahy eo amin’ny tanàna mba hiambina. Tsy misy maharatsy ny dina mampandoa 5 000 ariary izay tsy manao izany. Saingy efa voa ny sasany vao avoaka io dina io mba hiarovan’ny ngetroa sy matretre ary tompom-pahefana  ny fananany sy ny fianakaviany.

Koa tsy mahagaga, manoloana izany raha mibirioka ara-piheverana sy fisainana ny sasany ka milaza hoe : avela ho avy izay ho avy, satria izahay mahantra moa manana inona ho angalariny eo, fa ny mpanan-karena sy ny tompom-pahefana no miaro ny azy ka manery ny sasany
ho atao ” APINGA FIAROVANA sy LOHA-LAHARANA ” raha handeha hiady..
Ampirimo any an-tsikinana sy aleveno im-pito mandifotra olona ary re io fisainana voalaza ery ambony io ka asio fiara-mientana tsy misy fihatsaram-belatsihy  dia tsy handaitra intsony ny fiteny hoe :
” ny vain-drahalahy tsy maharary ary raha maty aho, matesa rahavana, fa raha maty rahavana, matesa ny kisoa  “

un article égaré

Cet aricle s’est égaré et je le cherchee un peu artout…mais ou est-il donc passé…ARTICLE! VIENS ICI !!

Mais il est ou….

Ohééé artiiiiicle, revieeens iciiiii; mon petit artiiicle…………………………………………………

Si tu reviens, je t’offrirai une place sur le haut de mon chevet et tu pourras y rester toute la nuit

chui pas là

si tu veux……………….artiiiiiiiicle steuplaaiiiiiit reviens ici.

REVIENS ICI ! PUNAISE ! Je te préviens si jamais tu ne reviens pas immédiatement, j’allume mon Zippo !!! REVIENS ICI J’TE DIS; ATTENTION ARTICLE ! JE COMMENCE A PERDRE PATIENCE LA HEIN !!!!

Tu veux faire un tour avec moi dans les toilettes ? Tu veux nager ?……

Tu m’embêtes article !

Aah! J’aurai du te citer quand t’était là tout à l’heure ! Comme ça à cette minute précise tu me serai d’aucune utilité ! Je brandirai mon crayon et je te remplacerai sur le champ !

C’est pour blaguer………allez reviens me voir mon petit article….steuplaaiiiiiiiiit

Petites devinettes

Beaucoup de gens disent que ce blog est un peu “tendu”. Ce n’est pas toujours le cas car, de temps à autre on a aussi des articles comme celui-ci qui n’est rien d’autre que des petites devinettes qu’on a mis en place pour se divertir un peu.

On y va ?

euh…Ingrid?

A.- J’ai un dos et des pieds, mais je ne peux par marcher..
RÉPONSE A

B.- Pourquoi les aiguilles sont-elles moins intelligentes que les épingles..
RÉPONSE B

C.- QUI SUIS-JE ?  – mon premier sert à transporter de l’eau
– mon deuxième coupe le bois
– mon troisième est un pronom possessif
RÉPONSE C

D.- QUI SUIS-JE ?  – mon premier c’est là ou l’on cueille les fraises
– mon deuxième se déplace dans le jeu d’échecs.
RÉPONSE D

E.- QUI SUIS-JE ?  – mon premier est le contraire du HAUT
– mon second est ni MON ni SON
– Le tout est long…
RÉPONSE E

Et voilà tout, bonne journée Messieurs-dames !

La veuve noire et la veuve brune

Latrodectus mactans est une espèce d’araignées de petite taille, la longueur du corps est de 15 mm chez les femelles. Le dimorphisme sexuel est assez marqué : les mâles sont plus petits avec une longueur de 7 à 9 mm et sont moins colorés.
On peut aisément la reconnaître grâce à un dessin en forme de sablier rouge vif, parfaitement symétrique, situé sur l’abdomen globuleux d’un noir brillant des femelles.
On attribue son nom au fait que la femelle mange le mâle après l’accouplement. Mais cela n’est pas systématique chez cette espèce.

La veuve noire (ala mena vody)

Il existe deux espèces d’araignées du genre Latrodectus à Madagascar : la veuve noire (Latrodectus mactans menavody) et la veuve brune (Latrodectus geometricus).On les retrouve généralement dans la partie Nord de l’île, dans la région de Diana.

La morsure de ces araignées est à l’origine d’envenimation dont les symptomatologies cliniques sont actuellement bien connues, et donnent le tableau clinique caractéristique du latrodectisme malgache. Ce tableau clinique est une association de signes neurologiques et de signes neurovégétatifs : une douleur vive pulsatile au point de piqûre qui apparaît 30 minutes après la morsure, une paresthésie, une lombalgie, des douleurs thoraciques et abdominales,la crainte de mourir. Les patients sont angoissés avec une tension artérielle élevée, une accélération de pouls et une dyspnée.

L’envenimation par morsure d’araignée s’appelle aranéisme, et la morsure spécifique à l’une du genre Latrodectus, s’appelle latrodectisme.
L’alpha-latrotoxine contenue dans le venin de ces espèces, quinze fois plus toxique que celui du serpent à sonnettes, détruit les vésicules synaptiques, et confère à ce venin une action neurotoxique plus dangereuse que celle du venin d’un cobra.Heureusement, la quantité injectée en cas de morsure est bien plus faible.

Il existe d’autres troubles tels que l’hypersudation, des vomissements, et un œdème palpébral donnant le faciès de “latrodectismica”. Les premiers secours consistent à réduire le stress et à aider le patient à se détendre. La sérothérapie antivenimeuse n’est pas encore disponible à Madagascar, seuls les traitements symptomatiques sont utilisés ; ils sont heureusement efficaces.

Il faut noter la place importante de la calcithérapie qui semble diminuer le syndrome algique. Des complications graves sont observées tels le collapsus cardiovasculaire, les vomissements incoercibles, et le syndrome fébrile. Des cas mortels sont rapportés dans la littérature.

Cependant la morsure de l’araignée ne doit pas être fatale si la prise en charge est rapide et bien adaptée.

N.E. RAVELOSON, A. RAMIALIHARISOA, A. FIDISON

Tetsy sy teroa (ilay toe-tsaina II)

Kaozy ve ?

Tamin’ny farany teo isika dia niresaka momba ny fiara sy ny mpandeha. Anio kosa isika dia hiteny mikasika ny zava-misy eo anivon’ny orin’asa.
Dia mbola misy ihany va re amin’izao fotoana izao ny holatry ny tahotra ny vazaha sy ny filazana fa ny hevitry ny vazaha ihany no tena misongadina ?
Misy orin’asa iray mampiasa malagasy betsaka ary ny eo amin’ny ratsam-pitantanana kosa dia misy malagasy sy vazaha eo ambany fifehezan’ny tale jeneraly. Rehefa misy fanavaozana, na fanatsarana, na fanitarana ny orin’asa dia manontany ireo tale roalahy Ingahy Tale jeneraly. Nagataka izy mba samy hanolotra soson-kevitra an-tsoratra izy roalahy ireo. Isaky ny mandeha anefa dia ny an’ilay vazaha ihany no raisiny ny tolo-keviny. Indray andro anefa tsy nisy anarana ny tolo-kevitr’izy roalahy ka ny nolazain’ilay malagasy no nambaran’ny Tale jeneraly fa tena mety. Nidrikina anefa teto ilay vazaha ka nilaza fa tsy azy io hevitra io, ary dia avy hatrany dia niova hevitra ilay Tale jeneraly.
Koa dia mbola misy ihany ve hatramin’izao ny TAHOTRA ny VAZAHA na koa ny fanaovana tsinotsinona ny MALAGASY na dia hita izao aza fa MAHAY sy MAHAVITA  azy. Kanefa anie dia MALAGASY IRINGIRINY TSY MISY FANGARONY ity Tele jeneraly e !

Fa angaha izay ihany ? Na dia findramam-bola any amin’ny toeram-pitehirizana sy fikirakirana izany aza, dia atokisana ny vazaha na dia tsy manana antoka  aza, fa mampiahiahy kosa ny malagasy na dia hitam-poko hitam-pirenena aza fa mpanana sy mpanefoefo.

Ary hatrany amin’ny toeram-pisakafoana mihintsy aza dia voaroso sakafo mialoha ny vazaha na dia taorian’ny malagasy aza izy no tonga ary sakafo mitovy karazana ihany no niara-nafarana. Koa aiza moa izy no tsy hanjakazaka ka ianao aza mbola maty lolo foana ko !

Koa mbola mahatsiaro ho VOAZANAKA ihany ve isika  e ?  ILAM-PAFODY FA MAHONENA[…]

Tetsy sy teroa (ilay toe-tsaina I)

Kaozy ve ?

Mandritry ny laha-tsoratra maromaro  dia hijery ny trangam-piaraha-monina isika.
Efa nanana ny FAHENDRENY ny Malagasy hatramin’ny fahagola tany na teo amin’ny fahamarinana izany, na ny fifanajana, ny fifankatiavana, ny fifanampiana sy ny maro hafa. Anisan’ny nahatonga izany ny fahatahorana an’Andriamanitra ao an-tampon’ny loha ka tsy nanaovan-dratsy mihintsy na dia ao amin’ny lohasaha mangina aza.
Tamin’ny fanjanahan-tany ihany koa sy tamin’ny fanjanahan-tany tamin’ny endriny vaovao dia taranja nianarana tany an-tsekoly ny nantsoina hoe : ” instruction civique ” izay azo adika hoe toro-làlana ho amin’ny fahaiza-miaina sy monina eo anivon’ny tontolo iainana sy ny mpiara-belona..Inona anefa no zava-mitranga sy misy amin’izao fotoana izao ?
Mandeha an-tongotra eny an-dàlana eny ianao ary mijojo be ny orana. Mandalo ilay fiara mandeha mafy dia toa tsy mitsinjo anao akory fa manaporitika ny ranom-potaka mandrakotra anao, ary ny tena mampalahelo aza dia iomehezany indray ianao…

Na ny mpandeha tongotra indray na ny mpitaingina bisikileta dia mihevi-tena mihintsy fa azy irery ny làlana ka mivilavila izy ireny no sady mikiakiaka hoe : hitsaho aho letia raha sahy ialahy a ! dia ampiany hoe : raha mandona ahy eo ialahy dia mandoa onitra ho ahy eo amin’ny fitsarana. Toa tsy fantany fa raha maty eo izy dia tsy hitondra onitra mihintsy any am-pasana.

Ny eo amin’ny samy mpamily fiara indray dia tsy mba misy fifandeferana mihintsy.Misy fiara izao eo alohanao ary mandeha miadana dia miadana izy. Raha mandefa fanairana ianao mba ho afaka hihoatra azy dia vao maika bahanany ny làlana, ary raha vao mitady hihoatra azy tokoa ianao dia alefany mafy amin’izay ny fiarany. Koa rehefa tsy afaka hianao satria tsy omeny làlana , dia ataony fanahy iniana ny miadana sady ampiany amin’ny hoe : ” manidiina letsy raha manan’elatra a !

Ary dia misy mihintsy koa manao habibiana mihintsy manimba zavatr’olona. Fiarakaretsaka ianao izao ary mitondra mpandeha. Efa hariva vao hitanao fa nisy nandidy sy nandrovitra mihintsy ny sezanao tao aoriana.

Endri-javatra vitsivitsy ihany izany ilazàna fa efa mila ho zary nofy ankehitriny izany fahaiza-miaina sy monina eo anivon’ny tontolo iainana izany Toe-tsaina mampalahelo sy mirefarefa amin’ny tany no hita etsy sy eroa izay ILAM-PANAFODY FA MAHONENA…

Mandra-pihaona ary sarobabay ka izay voa aza tezitra e ! Sehatra hafa indray no hiaonantsika eto amin’ny manaraka […]

TSETSATSETSA TSY ARITRA MAFONJA ..

Efa mikonainaina sy tata-bava ary very fanahy mbola velona mihintsy ny mpanjifa amin’ny afitsoky ny orin’asa JIRAMA.
Toa andrasan-kanirina izy ity vao maika mampivandravandra. Efa fotsy rora miteny ny fampahalalam-baovao isan-tsokajiny : na  ny an-tsoratra izany na ny am-bava na ny an-tsary,

Désiré Rasidy
Directeur Général de la JIRAMA

saingy dia toa ny OMALY TSY MIOVA ihany ny zava-misy ary vao maika aza miha-henjana. Izao faraparany izao mantsy dia kinga sy haingana ery ity orin’asa ity manapaka ny jiro sy ny rano raha vao tara kely ny fandoavana ny sarany. Misy aza mbola tsy tonga ny fe-potoana dia efa tapaka : dia lasa ny saina hoe ny vokatra omen’ny JIRAMA tsy tomombana an-tsakany sy an-davany, ny vola aloa anefa tsy azo ifampiraharahana. Ary io fahamaizana amin’ny fanapahana jiro sy rano io dia mbola fampitomboana ny vola miditra amin’ny orin’asa, satria vola hafa indray no aloa vao miverina ny jiro..
Koa hoy izahay hoe : raha tena mba mitsinjo ny vahoaka ny fitondrana, nahoana moa izy no tsy manao antso ho an’ny mpandraharaha hafa.

Amin’izay mantsy dia hisy ny fifaninanana ka tsy maintsy hahatsara zavatra.Fahita izany amin’ny faritra maro manerana izao tontolo izao koa,
nahoana no tsy hatao eto amintsika fa dia faly hihaino ny fitarainana sy fahatezerana efa DRIDRAN’INGILO  avy amin’ny vahoaka ?
Sa misy tombon-tsoa very ao raha misy ny FIFANINANANA ka na inon-kihatra na inon-kidona dia avela aloha HANJAKA TOKANA ny TOKA-MASO eo amin’ny tanin’ny JAMBA ?

R’adems

Cet article pourrait éventuellement vous intéresser:

– JIRAMA : Rohman et Espinoza accablent Rasidy dans une lettre ouverte

TELMA, Voleurs !!!!! (ceci n’est pas une pub pour Orange)

D’après vous, pourquoi Orange est plus fort que Telma ? Et bien tout simplement car ils respectent leur paroles et tiennent leurs promesses envers leur clients.
Vous avez remarqué toutes les conneries que Telma essaie de mettre en ligne et qui ne sont jamais parvenus aux consommateurs? Ca c’est Telma..non! ça c’est le gouvernement malgache(eh oui! encore une fois de plus!). Le gouvernement monopolise Telma pour soutirer de l’argent au peuple tout en leur promettant des offres qu’ils ne verront même pas.

Menteurs ou opprimés ?

Chez Orange c’est pas le cas; on ne te propose jamais quelque-chose qu’on ne pourra pas t’offrir. On te propose 1Mbits de connexion mais crois-moi; ca vaut largement les 8Mo(dans tes rêves) que Telma te propose.
Cet article illustre ce propos: http://www.tananews.com/2013/01/fournisseurs-dacces-internet-a-madagascar-le-palmares-2013/
Conclusion: Telma (et l’autorité qui se cache derrière vous), vous êtes des voleurs !!!!

Mahantra ny Malagasy

Teny fandre matetika io, na eto an-toerana, na any am-pitan-dranomasina rehetra any, eny fa na ao anatin’ny fanadihadiana iraisam-pirenena ihany koa. Koa inona no mahatonga izany hoy ianao ?
Aoka aloha hazava fa tsy i Madagasikara velively akory no mahantra satria ananany betsaka sy sesehena ny HARENA  an-kibon’ny tany :’ na ny vatosoa isan-karazany izany, na ny solika na ny fasi-mainty sy ny sisa ) Fa ny ety ambonin’ny tany ihany koa dia ao ny vokatry ny fambolena sy ny fiompiana.Koa maninona no mbola MITSIPOZIPOZY sy MANDADY AMIN’NY TANY ihany ny firenentsika ?

Nicolas Sarkozy & Andry Rajoelina

Hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha… hoy ny fitenenana. Aoka dia ho vakiana bantsilana fa misy MPANDROBA ao  ka mahatonga ny vahoaka malagasy ho toy ny tompon-tany matsaka rano…..
Tsy mazava ny fitantanana ary dia misy ny mampihatra ny fiteny hoe : efa ho lany ihany ny paiso an-kady ka aleo mba hirotsaka i Kotosalama.Vay an-kandrina ka sady maharary no mahamenatra ny halatra mamoa-fady eto amin’ny firenena toy ireny raharahan’ny andra-mena na ny bois de rose teto amin’ny firenena ireny, ary tsy ireny ihany fa ny harena maro tsy tambo isaina. Koa ho gaga ve ianao raha mikorosy fahana ny fiainan’ny Malagasy nefa miaina ao anatin’ny Firenena MANAN-KARENA ?

Dia mampalahelo fa tanteraka ara-bakiteny ny voalazan’ny Soratra Masina hoe : ” ny manana dia miha-manana hatrany fa ny tsy manana kosa na ny kely ananany aza dia esorina aminy ” Saingy andraso fa misy TODY avokoa ny atao rehetra ka Andriamanitra dia efa nilaza fa HAMALY NY HELOKY NY RAY AMIN’NY ZANAKA.

Radems

Pourquoi Internet est-il si cher en Afrique ?

Si on résume les interventions des internautes sur le sujet, il y a un premier thème qui ressort : monopole ou duopole, c’est l’absence de concurrence qui fait grimper les tarifs.

De Lomé, Dakar ou Tananarive, vos réactions sont convergentes. Pour Fabrice « au Togo, il n’y a pas de compétition », quand Doudou évoque pour le Sénégal « des fournisseurs d’accès Internet en situation de monopole, raison pour laquelle les offres sont plus ou moins élevées »…Enfin, « en l’absence de services de défense des consommateurs », Houssein à Madagascar craint de se retrouver « même dans le cas de plusieurs opérateurs, avec une entente des prix ».”

Différentes facettes y sont abordés :

  • Des abonnements hors de prix,
  • Se connecter au cyber café,
  • Prendre son journal pour aller au cyber,
  • Des prix en baisse quand même… mais pas partout à la même vitesse…

avec des interviews de :

Cyber café avec connexion lente

Lancinet Sangaré
Karine Perset, (Economiste au sein de l’OCDE)
L’article et les interviews sur le site de RFI : http://www.rfi.fr/actufr/articles/1Le second article traite des raisons de ce coût élevé :
Si on résume les interventions des internautes sur le sujet (1), il y a un premier thème qui ressort : monopole ou duopole, c’est l’absence de concurrence qui fait grimper les tarifs. De Lomé, Dakar ou Tananarive, vos réactions sont convergentes. Pour Fabrice « au Togo, il n’y a pas de compétition », quand Doudou évoque pour le Sénégal « des fournisseurs d’accès Internet en situation de monopole, raison pour laquelle les offres sont plus ou moins élevées »…Enfin, « en l’absence de services de défense des consommateurs », Houssein à Madagascar craint de se retrouver « même dans le cas de plusieurs opérateurs, avec une entente des prix ».

avec pour items :

  1. Les poids lourds de la téléphonie en Afrique
  2. En Afrique, 7 connexions sur 10 passent par l’international
  3. Les points d’échange Internet, le chainon manquant e Afrique francophone

et des interviews de :
Marc Rennard

– Directeur exécutif d’Orange pour la zone Afrique
– et Karine Perset
(Lire l’article et écouter les interviews : http://www.rfi.fr/actufr/articles/1…)
Le troisième article traite des connexions par câble :
“Dans la facture des internautes africains, on l’a vu (1), la part du prix d’accès aux liaisons internationales pèse lourd. Pourtant, la mise en service du câble sous-marin Sat3 le long des côtes occidentales du continent en 2002 aurait dû faire baisser les tarifs par rapport au coût des liaisons satellitaires. Source de profit conséquente pour les opérateurs, le câble n’a hélas pas tenu ses promesses auprès des utilisateurs… “

et traite des thèmes :

  1. Pourquoi la mise en service de Sat3 n’a-t-elle pas fait baisser les prix de connexion ?
  2. Sur l’Ile de la Réunion, des prix divisés par dix !
  3. L’espoir d’un câble plus accessible à l’est ?

et avec des interviews de :

Annie Chéneau Loquay, Directrice de Recherche au Centre National de la Recherche Scientifique (CNRS) et présidente d’Africa NTI
– de Thierry Albrand, Responsable de la réduction de la fracture numérique chez Alcatel Lucent
(Lire l’article et écouter les interviews : http://www.rfi.fr/actufr/articles/1…)

 

Le quatrième article aborde la question de ce qui est fait pour démocratiser l’accès au web en Afrique :
Les internautes africains paient plus cher pour surfer sur le web parce qu’ils consultent des sites hébergés loin de chez eux. D’accord. Mais pourquoi n’est-ce pas la même chose pour les Européens par exemple ? Et vous, quel est votre point de vue sur ce qui est fait dans votre pays pour démocratiser l’accès à la Toile ? Des éléments de réponse avec la collaboration des membres de l’Atelier des Médias et du Réseau International des correspondants francophones.

avec comme items :

  1. Des règles du jeu encore trop compliquées
  2. Des gouvernants trop âgés
  3. Transformer les paroles en actes
avec des interviews de :
Annie Chéneau Loquay
Philippe Tintignac, Directeur de la société d’offre satellitaire Afrique Télécom
(Lire l’article et écouter les interviews : http://www.rfi.fr/actufr/articles/1… )
Le dernier article aborde la problématique des réseaux sans fils :
Nombreux sont ceux qui l’affirment : l’avenir de l’Internet en Afrique passe par les réseaux sans fil. Et, les membres de l’Atelier des Médias en témoignent, ces technologies sont déjà utilisées dans plusieurs pays du continent, y compris en dehors des villes. Mais sont-elles moins chères pour l’utilisateur et quel type de navigation permettent-elles sur le Net ?

avec pour items :

  1. Alors, le sans fil, voie royale pour le développement d’internet en Afrique ?
  2. Le sans fil en Côte d’Ivoire : 10 fois le prix d’une heure de connexion dans un cyber
  3. Se connecter via son téléphone portable ?
  4. Le sans-fil moins cher… pour les équipementiers

avec des interviews de :

Marc Rennard,
Annie Chéneau Loquay
(Lire l’article et écouter les interviews : http://www.rfi.fr/actufr/articles/1…)

Internet trop faible débit

Design a site like this with WordPress.com
Get started